|
|
|
|

Teny iditra isaory (saotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony isaorana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1koa raha harianao izy, dia isaory koa aho [2.69]
2Isaory ny Tompo, ry rano, mbamin' izay rehetra eny ambonin' ny lanitra; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17