| Teny iditra | itompokolahy | ||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||||
| Singan-teny | i, tompoko, lahy | ||||||
| Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] | |||||||
| Feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Tovy hevitra | ratompokolahy | ||||||
| Mpanahaka | itompokovavy | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |
|