|
|
|
|

Teny iditra mijadona (jadona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
 Manao zoro mahitsy [1.13]
 être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
 Perpendiculaire [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996]
2Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijadona
Ny lasa : nijadona
Ny hoavy : hijadona
Filaza mandidy : mijadòna

Teny iditra mijadòna (jadona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19