| Teny iditra | mijanona (janona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitsahatra mandeha, miteny, manao zavatra: Nijanona tamin' ny fito sy fahatelony ny famantaranandroko Mitoetra, mipetraka, maharitra: Aza mijanona ela any an-tsena ~ Nijanona tapa-bolana tany Amborovy izahay Mifarana, tsy mitohy intsony: Nijanona ny ady fa be loatra ny maty tamin' ny ankilany Tapaka, miato: Nijanona hateloana ny orana dia avy indray [1.1] | |||||||||
| To stop [1.7] | |||||||||
| S’arrêter, rester, cesser, être interrompu, suspendu. Nijanona ný famantaranandro lehibe. L’horloge s’est arrêtée. Nijanona tany an-dàlana ny marary. Le malade s’est arrêté, est reste en route. Nahoana no nijanona ela toy izany tany an-tsena ialany ? Pourquoi es-tu resté si longtemps au rçarcné? Nijanona tsy misotro toaka intsony izy. Il a cessé de boire du rhum. Nijanona ny ady, nony maty ny Jeneraly. Le combat cessa, lorsque le général eut été tué. Nijanona io mpiasa io. Cet ouvrier a cessé de travailler, no travaille pas. Mijanona iray volana ny fanaovana ny tranon’ ny govornora. La construction de la maison du gouverneur est interrompue, suspendue endant un mois [1.3] | |||||||||
| S'arrêter [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mijanona (janona) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Tsy miova eo amin'ny toerana sy ny fotoana iray, tsy mandeha [1.13] | |||||||||
| Stationnaire; arrêté [1.13] | |||||||||
| Teny iditra | mijanòna (janona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijanona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo!
[2.996] | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |
|