| Teny iditra | jemby | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/01/01 |
|