| Teny iditra | kamokamo (kamo) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Ohatra | (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina;
[2.48] | |
| Tovy hevitra | tsikamokamo ~ malaindaina ~ malaholaho ~ malazolazo ~ marezodrezoka ~ marisarisa ~ sorisorena ~ somazotsazoka ~ manaran-daina ~ tsy rototra ~ milasilasy | |
| Teny iditra | -kamokamo- | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) [3.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|