Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ka
no
sa
(
o
sa
)
Sokajin-teny
anarana
Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany
Mitovy hevitra:
akoholahy fantàka
~
kabaosy
~
kambavy
~
kaosy
~
konetaka
~
koreha
~
mahery an-joro
~
maivana ady
~
mangorera
~
mataho-kotroka
~
mivoan-tailahy
~
resy
~
saro-tahotra
~
taitran' aloka
[
1.1
]
A coward
[
1.7
]
Poltron
[
1.8
]
Ohatra
1
Tsy nalemy na
kanosa
izy tsy akory.
[
1.38
]
2
- Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia
kanosa
tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe:
[
2.324
]
Sampanteny
fahaka
no
sana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20