| Teny iditra | resy | ||||||||||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||
| Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||
| Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||
| Battu, conquis [1.8] | |||||||||||
| Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | |||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||||
| Teny iditra | resy | ||||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||
| [Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29 |
|