| Teny iditra | karandahy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | karana, lahy | |
| [ karan-dahy ] Fatsora-lahy [1.1] | ||
| Homme roué [1.3] | ||
| Ohatra | satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|