|
|
|
|

Teny iditra manakitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakitakita
Ny lasa : nanakitakita
Ny hoavy : hanakitakita
Filaza mandidy : manakitakità
Tovy hevitra manitakita

Teny iditra manakitakità (kitakita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitakita [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20