|
|
|
|

Teny iditra manitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1]
Tovy hevitra manakitakita

Teny iditra manitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manitakita
Ny lasa : nanitakita
Ny hoavy : hanitakita
Filaza mandidy : manitakità

Teny iditra manitakità (kitakita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manitakita [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/04