|
|
|
|

Teny iditra mandalina (lalina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy [1.1]
 To deepen, to make deep; to aggravate guilt [1.2]
 To make deeper; to improve one's knowledge or skill [1.7]
 Approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances [1.8]
Ohatra 
1ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. [2.245]
2Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. [2.285]
3raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandalina, mandalin-
Ny lasa : nandalina, nandalin-
Ny hoavy : handalina, handalin-
Filaza mandidy : mandalìna

Teny iditra mandalìna (lalina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08