|
|
|
|

Teny iditra lohasaha
Sokajin-teny anarana
Singan-teny loha, saha
  [Bezanozano] sampandrano [1.78]
 Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1]
 A valley [1.7]
 Vallée [1.8, 1.13]
Ohatra 
1eny amin' ny lohasahan-dRefaima [2.996]
2anankiray niandry ondry tany an-dohasaha [2.69]
Haiendriteny 
Tsotra : lohasaha, lohasahan', lohasahan-
Ny ankehitriny : -dohasaha, -dohasahan', -dohasahan-

Teny iditra Lohasaha
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.6, 46.9166667
Haianarantany loha, saha

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/07