| Teny iditra |
mahasosotra
(sosotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany
[1.1]
|
| | To annoy, to vex [1.7]
|
| | Vexer, ennuyer, mécontenter [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Mahasosotra mantsy ny fako miparitaka etsy sy eroa.
[2.442]
|
| 2 | Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny.
[2.499]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahasosotra |
| Ny lasa : |
nahasosotra |
| Ny hoavy : |
hahasosotra |
|
|