| Teny iditra | sosotra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1] | ||
| Vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7] | ||
| Ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8] | ||
| Ohatra | Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy.
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/09/28 |
|