| Teny iditra | maka rivotra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | maka, rivotra | |
| Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1] | ||
| To take exercise, seeking fresh air. [1.2] | ||
| Ohatra | Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|