|
|
|
|

Teny iditra mambata (bata)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by [1.1]
 To lift [1.2, 1.7]
 To raise, to carry [1.2]
 To carry in the hands [1.7]
 Soulever ou porter avec les mains [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambata
Ny lasa : nambata
Ny hoavy : hambata
Filaza mandidy : mambatà
Tovy hevitra mambeta ~ mibata

Teny iditra mambatà (bata)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20