|
|
|
|

Teny iditra mibata (bata)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manainga zavatra amin' ny tanana [1.1]
 To lift, to raise, to carry. [1.2]
Ohatra Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibata
Ny lasa : nibata
Ny hoavy : hibata
Filaza mandidy : mibatà
Tovy hevitra mambata

Teny iditra mibatà (bata)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibata [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20