|
|
|
|

Teny iditra mamody (vody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [1.1]
 To return the thing bought. [1.2]
 Produire des bulbes, des tubercules [1.3]
Ohatra 
1ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381]
2Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamody
Ny lasa : namody
Ny hoavy : hamody
Filaza mandidy : mamodia

Teny iditra mamody
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] manakatona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20