| Teny iditra | mamoina (mamo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamoina (foina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamoinà (foina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|