| Teny iditra |
mamoy
(mamo)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina
|
|
| Teny iditra |
mamoy
(foy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
mihataka,
miala
[1.78]
|
| | Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony:
Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~
Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
|
| | To forsake, to desert. [1.2]
|
| | To give up To lose by death [1.7]
|
| | Renoncer [1.3, 1.8]
|
| | Abandonner, céder à, donner [1.3]
|
| | Perdre quelqu'un par la mort [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay.
[2.245]
|
| 2 | Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana.
[2.588]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamoy |
| Ny lasa : |
namoy |
| Ny hoavy : |
hamoy |
| Filaza mandidy : |
mamoizo |
|
|
| Teny iditra |
mamoy
(foy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
|
| | To suppurate [1.2]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamoy |
| Ny lasa : |
namoy |
| Ny hoavy : |
hamoy |
| Filaza mandidy : |
mamoiza |
|
|
| Teny iditra |
mamoy
(foy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]
|
|