| Teny iditra | mamoly (foly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1] | |||||||||
| To spin thread [1.7] | |||||||||
| Filer [1.8, 1.5] | |||||||||
| Ohatra | Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra.
[1.437] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|