| Teny iditra |
mamony
(vony)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
|
| | To blossom [1.7]
|
| | Fleurir [1.8, 1.96]
|
| | [Betsimisaraka, Merina, Sakalava, Tankarana]
(de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à
mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit
mamilo et dans tout le Sud :
mamelana.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817]
|
| 2 | ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary.
[1.357]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamony |
| Ny lasa : |
namony |
| Ny hoavy : |
hamony |
|
|
| Teny iditra |
mamony
(voñy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
[ mamoñy ] Manafina [1.78]
|
| | [Bezanozano]
Manafina [1.78]
|
| | [Tanala]
Mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78]
|
|