| Teny iditra |
manaika
(aika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
|
| | To collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
|
| Ohatra | Manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manaika,
manai- |
| Ny lasa : |
nanaika,
nanai- |
| Ny hoavy : |
hanaika,
hanai- |
| Filaza mandidy : |
manaiha |
|
|
| Teny iditra |
manaika
(haika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [1.1]
|
| | [Bezanozano]
[ mañaika ] mihantsy
[1.78]
|
| | [Provincial]
Same as mihaika
[1.2]
|
|