|
|
|
|

Teny iditra mihantsy (hantsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro
Manao izay hihomehezana zazakely
Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa
Mitovy hevitra: manao lambo manoha-dia ~ manetra ~ maninana ~ mihaika ~ mihatsy ~ mijihinjihina ~ mila ady ~ minaikanaika ~ minehaneha ~ mirehareha ~ misetra ~ mitihintihina ~ mitrehatreha [1.1]
 Provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
Ohatra 
1sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69]
2Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihantsy
Ny lasa : nihantsy
Ny hoavy : hihantsy
Filaza mandidy : mihantsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18