| Teny iditra | manatsinjara (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | maninjara | ||||||||
| Teny iditra | manatsinjarà (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsinjara | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Tovy hevitra | maninjarà | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|