| Teny iditra | maninjara (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1] | |||||||||
| To sell at retail [1.7] | |||||||||
| Vendre au détail [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manatsinjara | ||||||||
| Teny iditra | maninjarà (tsinjara (zara)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Tovy hevitra | manatsinjarà | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|