|
|
|
|

Teny iditra mandihy (dihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Mitovy hevitra: mirebika ~ mitotorebika ~ mitsinjaka [1.1]
 To dance [1.2, 1.7]
 Danser [1.8]
Ohatra Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandihy
Ny lasa : nandihy
Ny hoavy : handihy
Filaza mandidy : mandihiza

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16