|
|
|
|

Teny iditra mandova (lova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahazo harena na fananana navelan' ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana [1.1]
 To inherit [1.7]
 Hériter; hériter de [1.8]
Ohatra Izay mampidi-doza amin'ny ankohonany dia mandova ny rivotra; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandova
Ny lasa : nandova
Ny hoavy : handova
Filaza mandidy : mandovà

Teny iditra mandovà (lova)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandova [Fitanisana]
  [1.1]

Teny iditra mandova (lo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandò [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20