| Teny iditra |
mandrebireby
(rebireby)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny
[1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena.
[1.38]
|
| 2 | Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrebireby |
| Ny lasa : |
nandrebireby |
| Ny hoavy : |
handrebireby |
| Filaza mandidy : |
mandrebirebe |
|
|