|
|
|
|

Teny iditra mandroba (roba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka an-keriny; manosy [1.1]
 To rob, to pillage [1.7]
 Piller, prendre par la violence [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroba
Ny lasa : nandroba
Ny hoavy : handroba
Filaza mandidy : mandrobà

Teny iditra mandroba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara, Tambahoaka] mandrava [1.78]
  [Bara] manimba [1.78]

Teny iditra mandrobà (roba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandroba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25