|
|
|
|

Teny iditra manondro (tondro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin' ny rantsantanana na amin' ny zavatra hafa: Nofadin' ny Ntaolo ny manondro fasana
Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no nanondro anao ho nanao izany
Manamarika: Manondro amin' ny valo latsaka fahatelony ny sahazabem-pamantaranandro [1.1]
 To point at, to point out [1.7]
 Indiquer avec le doigt; indiquer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Pointer du doigt [1.405]
Ohatra 
1Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
2Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
3manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manondro
Ny lasa : nanondro
Ny hoavy : hanondro
Filaza mandidy : manondroa

Teny iditra manondro
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka, Sakalava] (de tondro : le doigt tendu, l'index, nom donné aux points de repère que prennent les piroguiers sur la côte, cet arbre, de grande taille, est souvent l'un de ces points de repère). Barringtonia racemosa (L.) Spreng. (Lecythidaceae). Les fruits et écorces écrasés dans de l'eau servent de poison de pêche. Ils sont riches en saponines triterpéniques (barringtogénines).
[Sakalava] (arbre souvent planté autour des villages et qui sert aussi de point de repère). Ficus trichopoda Baker (Moraceae). Fruits comestibles, écorces à fibres. Le latex passe pour avoir des propriétés vulnéraires. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Barringtonia racemosa, Ficus trichopoda

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31