Teny iditra | manongana (ongana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity? Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To thrown down, to reduce, to expel. [1.2] | ||||||||
To cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manongàna (ongana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |