| Teny iditra |
manorirana
(horirana (rirana))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha [1.1]
|
| | To set on edge [1.7]
|
| | Mettre sur son bord ou côté [1.8]
|
| Ohatra | raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana
[2.131]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manorirana |
| Ny lasa : |
nanorirana |
| Ny hoavy : |
hanorirana |
| Filaza mandidy : |
manoriràna |
|
|
| Teny iditra |
manoriràna
(horirana (rirana))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorirana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|