|
|
|
|

Teny iditra masinaty
Sokajin-teny mpamaritra
 Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra [1.1]
 Avoir des renvois d'estomac [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23