| Teny iditra | ta-handoa | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | ta, mandoa | |
| Qui a envie de vomir [1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | salosonina | |
| Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|