|
|
|
|

Teny iditra may volon-kelika
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny may, volo, helika
 Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Tovy hevitra may volon' orona ~ may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18