| Teny iditra | adaladala (adala) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | |||||||
| étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | |||||||
| Insolent [1.5] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny | |||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|