| Teny iditra | miambatrambatra (ambatrambatra (ambatra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mihodahoda ~ misalasala | |
| Ohatra | ry Tompo, olona mananosarotra ihany aho raha hiteny, ary hatramin'ny omaly sy afak'omaly no toy izany aho, ary na dia hatramin'izao hitenenanao amin'ny mpanomponao izao aza miambatrambatra ny vavako sy ny lelako.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|