| Teny iditra | mifalihavanja (falihavanja (faly, havanja)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1] | |||||||
| To gambol; to rejoice [1.7] | |||||||
| Gambader, folâtrer de joie [1.8] | |||||||
| Ohatra | Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy;
[2.996] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|