| Teny iditra |
mihira
(hira)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka, Tanosy]
Milalao [1.78]
|
| | Manao hira: Mihira ny mpianatra Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
[1.1]
|
| | To sing; to amuse oneself [1.7]
|
| | Chanter; s'amuser [1.8]
|
| Ohatra | Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo:
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihira |
| Ny lasa : |
nihira |
| Ny hoavy : |
hihira |
| Filaza mandidy : |
mihirà |
|
|
| Teny iditra |
mihirà
(hira)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|