| Teny iditra |
mikainkona
(kainkona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [1.1]
|
| | To curl up as a worm, etc.; to pull back [1.7]
|
| | Se recroqueviller, se retirer, reculer [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikainkona |
| Ny lasa : |
nikainkona |
| Ny hoavy : |
hikainkona |
| Filaza mandidy : |
mikainkòna |
|
|
| Teny iditra |
mikainkòna
(kainkona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|