|
|
|
|

Teny iditra mikainkona (kainkona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Mitovy hevitra: mifendrotra ~ miketrona
Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mitovy hevitra: mifintina ~ mivonkina
Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [1.1]
 To curl up as a worm, etc.; to pull back [1.7]
 Se recroqueviller, se retirer, reculer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikainkona
Ny lasa : nikainkona
Ny hoavy : hikainkona
Filaza mandidy : mikainkòna

Teny iditra mikainkòna (kainkona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20