| Teny iditra | mikija (kija) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nikija nandritra ny herinandro ny erika [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Ny orana anefa dia sady vaventy no mikija;
[2.285] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikijà (kija) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikija | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|