| Teny iditra |
mikojakoja
(kojakoja (koja))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina [1.1]
|
| | To attend to details, to look after things minutely [1.7]
|
| | Disposer, arranger minutieusement, être aux petits soins à l'égard de [1.3]
|
| | S'occuper des détails de, d'être aux petits soins à l'égard de [1.8]
|
| | Entretenir [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikojakoja |
| Ny lasa : |
nikojakoja |
| Ny hoavy : |
hikojakoja |
| Filaza mandidy : |
mikojakojà |
|
|
| Teny iditra |
mikojakojà
(kojakoja (koja))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikojakoja
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|