| Teny iditra | miloa-peo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miloatra, feo | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miteny | |
| Ohatra | Mierona hamely azy ny liona tanora, sy miloa-peo mafy, ka mahatonga ny taniny ho lao.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |
|