|
|
|
|

Teny iditra minananana (nananana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra
Mitovy hevitra: miantsoantso ~ mihohahoha [1.1]
 To cry, to scream, to shout. [1.2]
 To scream, to cry frantically [1.7]
 Pousser des cris perçants [1.8]
Ohatra Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery, [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minananana
Ny lasa : ninananana
Ny hoavy : hinananana
Filaza mandidy : minanananà

Teny iditra minanananà (nananana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minananana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20