| Teny iditra |
mingodongodona
(ngodongodona (ngodona))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
|
| | To emit a hollow sound. [1.2]
|
| Ohatra | Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mingodongodona |
| Ny lasa : |
ningodongodona |
| Ny hoavy : |
hingodongodona |
|
| Tovy hevitra | |
|