| Teny iditra | mireha > mirehaka (rehaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray [1.1] | |||||||
| Ohatra | Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy.
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mireha > mirehaka | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Bara] Miresaka, mamangy [1.78] | |||||||
| Teny iditra | mireha > miraiha (raika) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraika | |
| [1.1] | ||
| [ mireha ] [1.2] | ||
| [1.3] | ||
|
|