| Teny iditra | miroa lela | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miroa, lela | |
| Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela [1.1] | ||
| Ohatra | toy izany ny mpanota miroa lela.
[2.996] | |
| Tovy hevitra | roa lela | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|